LIMSwiki
Sommaire
Apparence
Filazantsara apôkrifa na Evanjely apôkrifa no ilazana ny boky mitondra ny anarana hoe "filazantsara" na "evanjely" nefa tsy voaray ko kanôna ao amin' ny Baiboly.
Ny filazantsara apôkrifa
Ireto misy ohatra amin' ireo boky ireo:
- Filazantsaran' ny Fahamarinana
- Filazantsaran' i Nikôdemôsy
- Filazantsaran' i Tômasy
- Filazantsara arabon' ny Fahazazana
- Filazantsaran armenianan' ny Fahazazana
- Filazantsaran' i Barnabà
- Filazantsaran' i Gamaliela
- Filazantsaran' i Jakôba
- Filazantsaran' i Jodasy
- Filazantsaran' i Maria
- Filazantsara araka an' i Filipo
- Filazantsaran' i Petera
- Filazantsaran' i Pseodô-Matio
- Filazantsara miafin' i Marka
Misy evanjely na filazantsara miisa mihoatra ny dimampolo, ka ireto no azo tanisaina:
Evanjely gnôstika
- Evanjelin' i Tômasy
- Evanjelin' i Markiôna
- Evanjelin' i Maria Magdalena
- Evanjelin' i Jodasy
- Evanjelin' i Valentino na Evanjelin' ny Fahamarinana
- Evanjely grikan' ny Egiptiana
Evanjelin' ny Fahaterahana
- Prôtevanjelin' i Jakôba
- Evanjelin' i Pseodô-Matio
- Evanjely fahaterahan' i Maria
- Bokin' ny Fahazazan' ny Mpamonjy
- Evanjely miafin' i Maria Virjina
- Evanjely apôkrifan' ny Fahaterahana
Evanjelin' ny Fahazazana
- Evanjelin' ny Fahazazana araka an' i Tômasy
- Evanjely arabon' ny Fahazazana
- Tantaran' i Jôsefa Mpandrafitra
- Evanjely armenian' ny Fahazazana
- Bokin' ny Fahazazan' ny Mpamonjy
Evanjeliny Fijaliana sy ny Fitsanganan-ko velona
Evanjelin' ny Fampiakarana
- Evanjelin' i Masindahy Joany Evanjelista
- Bokin' i Joany, arsevekan' i Tesalônika
- Fitantaran' i Pseodô-Jôsefa avy any Arimatea (es)
Taratasin' ny Tompo
Samihafa
- Evanjely miafin' i Marka
- Evanjely kataran' i Pseodô-Joany
- Evanjelin' i Barnabasy
- Evanjelin' i Tatiano
- Evanjelin' ny Nazareana
- Evanjelin' i Amôniôsy
- Evanjelin' ny Valifatin' ny Mpamonjy
- Evanjelin' ny fahafatesan' i Pilato
- Evanjely apôkrifan' i Galilea
Soratanana tao Nag Hammadi
Evanjely very
- Evanjelin' ny Hebreo
- Evanjelin' ny Ebiônita na Evanjelin' ny Roa Ambin' ny Folo
- Evanjelin' ny Egiptiana
- Evanjelin' i Matiasy
- Evanjelin' i Tômasy
- Evanjelin' i Filipo
- Evanjelin' i Petera
- Evanjelin' ny Mpanohitra ny Lalàna sy ny Mpaminany
- Fitadidian' ny Apôstôly
- Kilasy telon' ny Vokatry ny Fiainana Kristianina
- Evanjelin' ny Vazantany Efatra
- Evanjelin' ny Apele
- Fahaterahan' i Maria
- Evanjelin' i Jodasy Iskariôta
- Evanjelin' i Eva
- Fiakaran' i Jakôba
- Evanjely Velona na Evanjelin' i Many
- Fanontanian' i Maria
- Evanjelin' ny Fahatanterahana
- Evanjelin' ny Basilida
- Evanjelin' i Markiôna