LIMSpec Wiki

Hanova ny rohy

Ny zaka dia izay mamorona ny zava-drehetra. Ny satan' ny zaka tena hita matetika dia ny vaingan, ny ranoka, ny etona ary ny plasma. Miely eran' ny habaka ny zaka ary manana lanja. Ao amin' ny taranjan' ny fizika dia zaka avokoa izay rehetra manana lanja.