HL7 Wiki

Le contenu de la page n’est pas pris en charge dans d’autres langues.

Ity pejy ity no pejin-dinika eto amin'i Wikipedia amin'ny teny malagasy

1 2 3 4 5
6 7 8 9 10
12 13 14 15 16
17 18 19 20 21

Eto amin'ity pejy ity no hametrahana hafatra ho an'ny fikambanan'i (izay olona rehetra manoratra ato) Wikipedia amin'ny teny malagasy. Aza tonga dia ovaina avy hatrany ity pejy ity fa rehefa hanampy fotokevitra vaovao.

Tsy miteny malagasy ? Don't speak malagasy ? jereo Dinika tsy miteny malagasy

Misaotra anao tompoko.

Ankarinarivo Andoharano CR Ambohimandroso FIV ambalavao Fianarantsoa MADAGASCAR

Ankarinarivo Andoharano dia fokontany iray ao amin ny kaominina Ambohimandroso fivondronana Ambalavao Tsienimparihy anisan ny tany mahavokatra raha ny fambolena vary manokana no jerena satria dia mahavoka bary indroa ao anatin ny iray taona,na dia mbola fambolena nentim paharazana aza no mahazatra ny mponina atm dia manome eo amin ny dimy taonina ka hatramin ny folo taonina isaky ny hekitara ny voka bary miakatra (5t /10t/ha)

Tsara be tokoa io toerana io fa vao avy nandalo tany izahay Ny tsiambaratelon'ny Fahombiazana (resaka) 11 Mey 2018 à 08:35 (UTC)[répondre]

TANTARAM-PIAINANA ANDRY RAJOELINA

Mba anoraty izay manana e.

Fomba fijery Malagasy

Andala-mpanoratana