Clinfowiki

Hanova ny rohy
دولة الكويت / Dawlat al-Kuwayt ((ar))
Kôety ((mg))
Sain'i Kôety Emblem of Kuwait
(Antsipirihany) (Antsipirihany)
Teny ofisialy arabo
Renivohitra Kuwait City
29°30′N 47°45′E
Tanàna lehibe indrindra Kuwait City
Fitondrana sy governemanta
 - Émir

 - Praiminisirtra
Monarchie constitutionnelle
Nawaf al-Ahmad al-Jaber al-Sabah
Sabah al-Khaled al-Sabah
Velarantany
 - Tontaliny
 - Rano (%)
faha 151
17 818 km²
Négligeable
Isam-ponina
 - Tontaliny (2020)
 - hakitroka
faha 138
2 993 706 mpo.
mpo./km²

{{{1}}}

Anaran'ny mponina Kôety
Sandam-bola Dinara kôetiana (KWD)
Faritr'ora UTC
Hiram-pirenena '
Valan-tsehatra internet
Antso
an-tariby
++965

I Kôety dia firenena ao Atsinanana Akaiky, any Azia, ao amin' ny tapany atsinanana amin' ny Saikanosin' i Arabia sady manana morontsiraka ao amin’ ny Hoala Persika. Ny renivohiny dia i Kuwait City. Ny tanàna lehibe indrindra dia ny renivohiny. Mirefy 17 820 km2 ny velaran-taniny ary miisa 2 818 042 ny mponina ao aminy araka ny fanisana natao tamin' ny 2012. Ny faritr' ora dia +3. Ny ampahany be amin' i Kôety dia tany efitra. Mety mahatratra 50 °C ny maripana mandritra ny fizaràn-taona maina, ary tsy ampy ny orana.

Ny Kôetiana dia 1/3n' ny mponina ao Kôety, fa ny sisa dia mpila ravinahitra avy any ivelany, indrindra ny Indiana sy ny Pakistaney.

I Kôety dia iray amin' ny firenena manan-karena indrindra maneran-tany. Ny solitany no hany loharanon-karena izay azo trandrahana mandritra ny 150 taona any ho any. Ny taozava-baventy any Kôety dia miompana amin' ny fitrandrahana sy ny fanadiovana ny solitany.

Jereo koa

Firenena ao Azia:

Afganistàna - Arabia Saodita - Armenia - Azerbaijàna - Bangladesy - Bareina - Botàna - Broney - Emirata Arabo Mitambatra - Filipina - Iemena - India - Indônezia - Iràka - Iràna - Israely - Japàna - Jôrdania - Kambôdia - Katara - Kazakstàna - Kirgizistàna - Kôety - Kôrea Atsimo - Kôrea Avaratra - Laôsy - Libàna - Maldiva - Malezia - Mianmara - Môngôlia - Nepaly - Ômàna - Ozbekistàna - Pakistàna - Palestina (fanjakana) - Rosia - Sina - Singaporo - Siria - Srilanka - Tailandy - Taioàna - Tajikistàna - Torkia - Torkmenistàna - Vietnamy.

Kôntinenta eto an-tany

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.