Clinfowiki

amboahaolo

Ny amboahaolo dia biby mampinono, izay mitondra anarana renard amin'ny teny frantsay, na fox amin'ny teny anglisy. Mitovy endrika amin'ny alika ary ny amboa izy io.

Jereo koa


Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.