Knowledge Base Wiki

Search for LIMS content across all our Wiki Knowledge Bases.

Type a search term to find related articles by LIMS subject matter experts gathered from the most trusted and dynamic collaboration tools in the laboratory informatics industry.

Hanova ny rohy
Ireo fajiry akaiky

Ny fajiry na planeta dia zavatra ara-kainkintana izay mihodikodina manodidina ny kintana izay milanja iray tapitrisa ny lanjan'ilay fajiry. Ampy lanja ny fajiry mba tsy hiparitahan'ny zakany eraky ny habakabaka. Ny hery manintona ny zaka no maha-boribory ny fajiry.

Ireto ny anaran'ny planeta ao amin' ny lamin' ny Masoandro: i Merkiora, i Venosy, ny Tany, i Marsa, i Jopitera, i Satiorna, i Oranosy ary i Neptiona.