Knowledge Base Wiki

Search for LIMS content across all our Wiki Knowledge Bases.

Type a search term to find related articles by LIMS subject matter experts gathered from the most trusted and dynamic collaboration tools in the laboratory informatics industry.

Hanova ny rohy
Divay mena sy divay fotsy

Ny divay dia zavapisotro misy alkaola azo avy amin' ny fanotrehana ny voam-boaloboka. Maro karazana ny divay, ka antony maro no miteraka izany, dia ny toerana nanirian' ny voaloboka sy ny karazam-boaloboka ary ny fomba fanotrehana azy. Mety hiloko mena na mavokely na tsy miloko sahala amin' ny rano madio ny voaloboka. Mety ho mamimamy na tsy ahatsapana tsiro mamy mihitsy ny divay. Ny divay sasany mety handroatra be fa ny sasany mety tsy handroatra mihitsy. Araka ny famaritana eorôpeana dia tsy latsaka ny 8,5 % ny alkaola ao amin' ny divay.

Jereo koa