Knowledge Base Wiki

Search for LIMS content across all our Wiki Knowledge Bases.

Type a search term to find related articles by LIMS subject matter experts gathered from the most trusted and dynamic collaboration tools in the laboratory informatics industry.

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Raha eo amin'ny sehatra toekarena ny Asa dia karazana andraikitra sy adidy sahanin'ny olona tsirairay, ka miteraka na mahazo vokatra tsara.

Ny asa dia loharano hahazahoana sy hampidiram-bola amin'ny fiainan'ny olombelona eto ambon'ny tany.

Mpiasa (anasa) no fiantsoina ireo olona manana azy ary tsy anasa ireo olona izay tsy misy azy, raha amin'ny firenena iray dia tena zava-dehibe ny fananana ny asa ary miteraka fahatrana kosa ny olona tsy anasa, misy lalàna sy ny politika apetraka fanjakana momban'ny asa mba hafahana mandamina sy mandrindra azy.

Ny orinasa no mampiasa ny olona izay te-hiasa ka manana traikefa mifanaraka amin'izay ilainy, misy koa ny miasa tena na mivarotra, amin'ny ankapobeny ny olona rehetra dia natao hiasa mba hivelomany.

Famaritana

Tantara

Zava-dehibe

Jereo koa