Informatics Educational Institutions & Programs
Sommaire
Sonia (fampiasàna)
Anarana sy ny daty
~~~~
- manomeha
Jagwar 交談 21 Martsa 2009 à 19:41 (UTC)
Anarana ihany
~~~
- manomeha
Daty ihany
~~~~~
- manomeha
21 Martsa 2009 à 19:41 (UTC)
Iza no afaka misonia ?
Afaka misonia daholo ny mpikambana. Ny fizaràna Sonia (fampiasàna). Ny adiresy IP no miseho rehefa tsy nanoratra anarana tato ny mpikambana.
Ahoana ny fampiasan'ny sonia ?
Misy rohy
Rehefa misonia ianao, miditra ao anatin'ny lahatsoratra ny rohy ny pejinao sy ny pejin-dresanao. Tsy mila manao reglage ianao raha tsy tia hanao.
Sonia tsotra
Rehefa voakitija ny "Sonia tsotra", ny lahatsoratra ampidirinao ao ny sonianao. Ary tsy misy rohy mande hoazy eo.
Tsy manakanananao manao rohy makany amin'ny peji-mpikambananao ianao ; tsy mande hoazy fotsiny izy eo.
Tokony soratanao ao izany ny rohy makany amin'ny pejinao sy ny pejin-dresanao. Miaraka amin'ny syntaxe wiki sns.