Cybersecurity and privacy risk assessment of point-of-care systems in healthcare: A use case approach

Ny nosy Sulawesi

I Sulawesi dia nosy any Indônezia, 300 km atsinanan' i Borneo, 600 km atsimon' ny Vondro-nosy Filipina, 200 km andrefan' ny vondro-nosy Maluku sy avaratra-atsinanan' i Java. Amin' ny teny indôneziana izy dia atao hoe Sulawesi fa amin' ny teny frantsay dia Célèbes. Noho izy manana velarana mirefy 189 035 km2 dia izy no nosy fahefatra lehibe indrindra ao Indônezia saingy ny mponina ao aminy dia tsy misy afa-tsy 7 % amin' ny mponina ao amin' io firenena io. Mikintoantoana sy rakotra ala trôpikaly ny vohon-taniny. Ny tendrombohitra Rantemario, izay manana haavo mirefy 3 478 m, no tendro avo indrindra ao.

Jereo koa