Building infrastructure for African human genomic data management
Sommaire
Ny antisemitisma dia fanavakavahana sy fankahalana mahazo ny Jiosy noho ny firazanany, ny fivavahany, na ny karazany. Tamin' ny voalohany, tamin' ny taonjato faha-19, dia endrika fanavakavahan-karazana izay notohanana tamin' ny alalan' ny siansa izay nikendrena manokana ny Jiosy ny antisemitisma (fa tsy ny vahoaka semita miteny semitika rehetra). Amin' izao fotoana izao ny antisemitisma dia ny hetsika rehetra manohitra ny Jiosy amin' ny maha Jiosy azy, noho ny antony tsy voatery ho ara-pirazanana.